Psalms 134

Hira ho fisaorana an’ i Jehovah amin’ ny alina

Fihirana fiakarana
Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga.
.

1

Andeha, misaora an’ i Jehovah
Na: misaora an’ i Jehovah amin’ ny alina.
, ianareo rehetra mpanompon’ i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon’ i Jehovah.
2Manandrata ny tananareo ho amin’ ny fitoerana masìna
Na: amin’ ny fahamasinana.
, Ka misaora an’ i Jehovah.
3Hitahy anao avy ao Ziona anie Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Copyright information for Mg1865